Posted in avril 2011

80 taona

Feno 80 taona amin’ny taona 2012 ny Fivondronan’ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara Ho hitanao tsy ho ela eto ny vaovao rehetra mikasika ny fankalazana an’Andriamanitra izay atao amin’izany. Laza

2011 -inona no vaovao

Faly miarahaba antsika rehetra mandalo eto indray, Tsy afaka nanoratra mihitsy tao anatin’ny volana maromaro ka ialana tsiny hatrany. Ny vaovao dia be dia be tokoa. ANKIZY -ZATOVO : Vita soa amantsara ny fiofanana ho an’ny mpampianatra ankizy sy zatovo izay natao teto Antananarivo ka nanasana ireo mpampianatra avy eto sy ny manodidina. Nisy ny … Lire la suite