TRATRY NY TAONA VAOVAO 2013

Faly miararaba antsika rehetra indray ary miarahaba antsika ihany koa nahatratra ny taona vaovao 2013. Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie handrotsaka izany amintsika tsirairay avy mandritra ity taona ity mba ahafahantsika mandroso hatrany amin’ndy fanompoana Azy.

Fanomanana fihaonambe 80e

Salama daholo tompoko, Indro alefa en PJ ho antsika ny programa amin’ny ankapobeny ny fihaonam-be 2012 Androhibe+palais des sport Raha fintinina : – culte isa-maraina 8h30 – fampianarana maraina 9h10-12 – fampianarana hariva : 2h-4h30 – aorian’ ny fampianarana : samihafa (répétition Grande chorale, mini-concert ataona fiangonana iray, exposition photo par vidéo projection, photo 80e … Lire la suite

Fanomanana fihaonambe 80e

(voir pièce jointe) Miarahaba atsikarehetra tompoko, indro ary ny tabilao mirakitra ny asa fanomanana rehetra atao amin’ity feha 80 taona ity. Raha fintinina dia amin’ity herin’andro ity misy asa betsaka – talata-> sabotsy : eny Androhibe ilana LEHILAHY 60 eo ho eo – alarobia 15 kosa ao Ankadifotsy mila olona 15 eo hanjaitra jiafotsy atao … Lire la suite

Fanomanana fihaonambe 80e

Miarahaba atsikarehetra tompoko, indro ary ny tabilao mirakitra ny asa fanomanana rehetra atao amin’ity feha 80 taona ity. Raha fintinina dia amin’ity herin’andro ity misy asa betsaka – talata-> sabotsy : eny Androhibe ilana LEHILAHY 60 eo ho eo – alarobia 15 kosa ao Ankadifotsy mila olona 15 eo hanjaitra jiafotsy atao tafo sy rindrin’ny … Lire la suite

Vaovao mars 2012

Miarahaba antsika rehetra indray tompoko. Izao indray vao afaka madefa vaovao eto, ialana tsiny ny tsy fisian’izany tao ho ao. Ny vaovao araka izany dia : 1-Momba ny  faha 80 taonan’ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara : Tontosa ny fanentanana voalohany natao tao Ankadivato omaly 11 mars 2012. 2-Nisy ireo izay tra-boina ny fiangonana, na … Lire la suite

80 taona- info – 003

Faly miarahaba antsika hatrany, Misy fanamarihana kely mikasikany FIFANINANANA Hira faneva faha-80 taona 1-Aza adinoina fa ny alarobia 15 juin 2011 no mifarana ny fandraisana ny sangan’asa 2-Marihina tsara fa ny teny hanompanana ny fifaninanana dia ny hoe  « Ny fiangonan’Andriamanitra velona…andry sy fiorenan’ny fahamarinana » fa tsy ny andininy manontolo amin’ny I tim 3 … Lire la suite

80 taona – 002

Manao ahoana daholo ô, Afaka jerenareo ato amin’ny pejy Faha 80 taona  ny vaovao sy tsara ho fantatra rehetra mikasika ny finkalazana an’Andriamanitra amin’ion faha 80 taona io Laza

80 taona

Feno 80 taona amin’ny taona 2012 ny Fivondronan’ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara Ho hitanao tsy ho ela eto ny vaovao rehetra mikasika ny fankalazana an’Andriamanitra izay atao amin’izany. Laza